Samoela - Folaka ihany текст и перевод песни
На странице представлены текст и перевод с малагасийского на русский язык песни «Folaka ihany» из альбома «Zana-bahoaka» группы Samoela.
Текст песни
Folaka ihany ny anao ô ! Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara à! Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. Ela ny ela ka voa ! Izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara à! Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. Hanakory ny ho avin’ty? Ilay ankizivavy amin’izao fotoana Mirongatra sady toa mamba noana ry zama à! Ny statistika ankehitriny Iray isan-jato ny virijiny Madama à! Iry vao oviana no niala couche Mi-accoste sady mitositosy ry akama à! Iry zazakely vao firy taona Ny kibo mibontsina toy ny pôma. Azafady ary ! Folaka ihany… Maty fosan’ny bandy akama Kôpy jiaby ny iray tanana ry Mama à! Fa ikalamalalan’ny be dia be Efa bikina mbola mandehandeha. Tsy arako intsony ! Ny MST efa izy tsy izy: Sida, angatra, sifilisy. Tsy hay mihitsy à! Fa mba fara-faharatsiny miaro-tena Pelipelika anefa dia votsa saina. Mbay tany à! Folaka ihany… Ry dada sy neny mba mihevera Rehefa voa anie ka tsisy «marche-arrière «, mba jereo à! Ny zanakareo anie ka manala azy Mitrifana sahala amin’ny mpamosavy ! mba marina mafy ! Fa koboko teto izy afak’omaly Efa avy nanao ny nataony tany! mba kôzy à! Fa vao misy revy, dia lasa any Nefa izay lasany any dia mampamangy. Mampamangy any anatiny any ! Folaka ihany ny anao ô ! Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. Ela ny ela ka voa ! Izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. Hanakory ny ho avin’ty? Folaka ihany ny anao ô ! Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. Ela ny ela ka voa ! Izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. Oay ‘zany bikan’ty !
Перевод песни
Каждый только ты о ! не слезинка, и я не микафара а! Чтобы увещевали только старых, но казалось многое упустить из головы. Это milingilingy, рушится Нама а! пойми это, но уже было поздно а! Эта киветавета слишком рано, это разрушает эту Джобу. эйвинти? Девушки в то время Бушует и, кажется, крокодил голоден, зама а! Статистика теперь Один процент девственницы, мадам! Там просто никогда не бывает, потому что Мои друзья и митоситозы! Это новорожденный возраст, Живот мибонцина, как Пома. пожалуйста, и ! Каждый единственный... Мертвые фосаньи парни. Коупи джиаби, одна рука, мама а! Этот икаламалаланинский жребий У меня, Бикина, все еще бродит. не могу больше идти в ногу ! Приметы были у него не она: СПИД, гонорея, сифилисы. никакого сена вообще! Но, по крайней мере, защитить себя. Пелипелика, однако, отсталая. засунь землю! Каждый единственный... Мои папа и мама следят за Тем, когда почки могут так не "марше, названной в его честь", чтобы смотреть "а"! Ваши дети могут так убрать его, Митрифана, как ведьму !серьезно! Этот кобоко здесь, он, за день до вчерашнего Дня, я заставил тебя сдаться! Это просто не весело, ушел, Но прошлое в комплименты. Комплименты внутри ! Каждый только ты о ! не слезинка, и я не микафара, Чтобы увещевал только старую, но казалась большая Мисс голова. длинная и семена ! Это milingilingy, рушится Нама а! пойми это, но уже было поздно. Эта киветавета слишком рано, это разрушает эту Джобу. эйвинти? Каждый только ты о ! не слезинка, и я не микафара, Чтобы увещевал только старую, но казалась большая Мисс голова. длинная и семена ! Это milingilingy, рушится Нама а! пойми это, но уже было поздно, Это kivetaveta слишком рано, это разрушает это jôba это. Вау, это bikan'Ty !